|
|
|
|

Teny iditra1 Rajaobelison Samuël
Singan-teny  2Rajaobelison
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy). [3.1]
5Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany.. [2.314]
Voambolana  6 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7 Mpanjono
8 Mpikororoka ampombo
9 Ralaikamboty
10 Voninkazo taratasy
11 1957 Fehezam-bary gasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07